|
|
|
|

Teny iditra1  ahorirana
Fototeny  2 horirana
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4 Asaina mijoro, na mandry amin' ny ilany: Maharary azy, hono ny lamosiny ka ahorirano ny fampandry azy [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5 to be set on edge [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  6 qu'on pose obliquement, incliné;
7 qu'on met sur le côté [1.8]
Ohatra  8  Aforitra sahala ny manao totohondry ny rantsan-tanana havia na havanana, somary ahorirana kely ary pepehana amin' ny fela-tanana ilany. [1.519#]
Haiendriteny 
9  Ny ankehitriny :
10  Ny lasa :
11  Ny hoavy :
12  Filaza mandidy :

Fivaditsoratra  ahorirana, 13 hararoina, 14 irorahana

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17