|
|
|
|

Teny iditra1  ahosotra
Fototeny  2 hosotra
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4 Atao hosotra: Menaka manitra no nahosony ny volony ka nandraraka eran' ny trano [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5 to be smeared on something [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  6 Ce qui sert d'enduit, ce
7 avec quoi on oint, on peint, on graisse,
8 on frictionne: Inty ny lakomadina ahosotrao ny volondohanao (Voici de la pommade pour oindre vos cheveux) ~
9 Loko maitso no tokony hahosotrao ny
10 varavarana rehetra (Il vous faut mettre de la peinture verte à toutes les portes) ~
11 Inty menaka ahosotrao ny vay (Voici un onguent pour mettre sur le furoncle)
[1.3]
12 avec quoi on peint; qu'on applique comme enduit [1.8]
Ohatra  13  ny voantsevabe atono mafana apetaka ahosotra ny vavafery, dia mitanina andro. [2.48]
Haiendriteny 
14  Ny ankehitriny :
15  Ny lasa :
16  Ny hoavy :
17  Filaza mandidy :
Kamban-teny rehetra  18 varinesy ahosotra

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17