|
|
|
|

Teny iditra1  aiditra
Fototeny  2 iditra
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4 Atsofoka ao anatin' ny...: Naiditro ny fanalahidy fa tsy nety
5 Ampidirina, alatsaka: Naiditro ao amin' ilay sekoly ao akaikinay ny zanako [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6 used of that which is to be put in, or to be brought in, as a person brought into a house or room. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  7 qu'on fait entrer, pénétrer, qu'on introduit
8 à qui on fait prendre le service, à qui on fait embrasser un métier, une profession
9 qu'on met comme ingrédient [1.3]
Ohatra  10  Ary izaho hanao sikidy izay olona aiditra ao aminy [2.48]
Haiendriteny 
11  Ny ankehitriny :
12  Ny lasa :
13  Ny hoavy :
14  Filaza mandidy :
Ohabolana  15  Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02