Entry aitatra (itatra)
Part of speech passive verb
Explanations in Malagasy Atao izay hahalehibe azy, halehibeazina: Naitatra ny tokotanin' ny sekoly fa nitombo ny mpianatra [1.1]
Explanations in French à agrandir, à étendre, à développer [1.3]
Morphology 
Present : aitatra, aitatro, aitatrao, aitany, aitatsika, aitatray, aitatrareo, aitatr', aita-, aitatry
Past : naitatra, naitatro, naitatrao, naitany, naitatsika, naitatray, naitatrareo, naitatr', naita-, naitatry
Future : haitatra, haitatro, haitatrao, haitany, haitatsika, haitatray, haitatrareo, haitatr', haita-, haitatry
Imperative : aitaro

Anagrams 

Updated on 2023/01/19