|
|
|
|

Teny iditra1  aizim-pito
Singan-teny  2 aizina, 3 fito
Sokajin-teny  4  kambanteny
Fanazavàna teny anglisy  5 [fito, seven.] Exceedingly dark, pitch dark. [1.2]
6 darkness [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  7 obscurité complète, ténèbres [1.8]
Ohatra  8  Aoka izao aizimpito manarona anay irao hisolo fahazavana mamirapiratra; [2.587#]
Mpanahaka  9  maizimpito

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02