Entry | 1 ajolonjolona |
Part of speech | 2 passive verb |
Root | 3 jolonjolona |
Morphology |
|
Explanations in Malagasy |
8 [1.1] Aiditra asosososo avy hatrany tsy mahazo lalana: Najolonjolon-dRabe terỳ amin' ny toeran' ny Manampahefana ny zanany, ka naverin' ny mpitandro ny filaminana |
Updated on 2025/07/29 |
![]() |