|
|
|
|

Teny iditra1  ajoro
Fototeny  2 joro
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4 Atao mijoro, atsatoka: Ajoroy etsy an-joron-trano etsy ny tehinao
5 Aorina, atsangana: Najoro omaly ny fikambananay [1.1]
6 atsangana ny fitaovam-pandrefesana hifanitsy amin'ny teboka iray [1.13]
Fanazavàna teny frantsay  7 mettre debout; mettre en station [1.13]
Ohatra  8  Ho fanatanterahana izany dia tsy maintsy : ajoro ny seha-panabeazana mifandray sy mahomby, hatrany amin' ny fanabeazana fototra ka hatrany amin' ny fampianarana ambony; [4.27#]
Haiendriteny 
9  Ny ankehitriny :
10  Ny lasa :
11  Ny hoavy :
12  Filaza mandidy :
Voambolana  13  Haitoetany: soridrefitany

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12