|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  akalo
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 Fanoto [1.78, 1.1]
Fanazavàna teny anglisy  4 a pestle, generally a long wooden pole which is used to husk rice in the mortar. (Prov.) [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  5 pilon. [Tankarana] [1.19]
Haiendriteny 
6  Tsotra :
Kamban-teny rehetra  7 maitso akalo

Teny iditra (2/2)8  akalo
Sokajin-teny  9  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  10 amidy [Bara] [1.78]

Fivaditsoratra  akalo, 11 alòka, aloka, 12 lakao, 13 laoka, 14 loaka, 15 olaka

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/27