|
|
|
|

Teny iditra1  akambana
Fototeny  2 kambana
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4 Atambatra: Nakambana ny lakilasy roa fa tsy ampy ny mpampianatra
5 Ampiadina, apaka: Tsy nakamban' ny mpandrafitra tsara ny hazo fisaka amin' ny latabatra
6 Ampiraisina: Akamban' ny tombontsoa ireo olona ireo na dia tsy mifankatia firy aza [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  7 to be joined together [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  8 qu'on joint, qu'on unit, qu'on ajuste [1.3#306, 1.8]
9 Qu’on réunit, qu’on met ensemble, qu’on réconcilie. [1.3#306]
Ohatra  10  Hakambako ny fihavananareo roa lahy (Je vous réconcilierai tous les deux) [1.3#306]
11  koa amin' izany dia akambana ny hoe lineara sy lantsa, ka atao hoe lineara-lantsa. [1.357#]
12  Nakambana ny tànan’ ilay mpangalatra (On a joint, uni par un même lien les mains de ce voleur) [1.3#306]
13  Nakambako ny entana roa, fa maivana loatra (J'ai réuni les deux paquets, parce qu’ ils sont trop légers) [1.3#306]
14  Hakambana ny mpianatra rehetra rahampitso mba hadinina (On réunira demain tous les élèves pour les examiner) [1.3#306]
15  Izay nakamban' Andriamanitra tsy azon’ olombelona sarahina (Les hommes ne peuvent séparer ceux que Dieu a unis) [1.3#306]
16  Izao no fombany anankiray vokatry ny roa raha akambana : Taló sy odovy - aretina no vokany Tany sy trano - fiarenana id. [1.437#]
17  Tsy nakambanao tsara ny hazo fisaka amin’ ny latabatra (Vous n’avez pas bien joint, ajusté les planches de la table) [1.3#306]
18  Nakambana tamin’ ny trano iray ny entana rehetra (Tous les paquets ont été réunis, mis ensemble dans une seule maison) [1.3#306]
19  ny fihodinana faharoa dia akambana amin' ny an' ny solombavambahoaka ny 20 desambra. [4.27#]
Haiendriteny 
20  Ny ankehitriny :
21  Ny lasa :
22  Ny hoavy :
23  Filaza mandidy :
Ohabolana  24  Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  akambana, 25 ambakana, 26 manabaka, manabakà

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/27