|
|
|
|

Teny iditra1  akanjo ba
Singan-teny  2 akanjo, 3 ba
Sokajin-teny  4  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  5 akanjo vita amin' ny ba [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6 a knitted garment, esp. a sweater [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  7 vêtement tricoté, spéc. un pull-over [1.8]
Ohatra  8  Namidy akanjoba ho azy 4 mianaka [2.59#]
9  Ary tatý aoriana manao ba lava sy kiraro ary manao betaly na lambotapaka manodidina ny valahana manarona hatreo ambany fe, dia manao akanjo mifanerana amin' ny tena na akanjoba mampiseho bika. [1.437#]
Voambolana  10  Toe-karena: zaitra

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12