|
|
|
|

Teny iditra1  akanjo lava
Singan-teny  2 akanjo, 3 lava
Sokajin-teny  4  kambanteny
Fanazavàna teny anglisy  5 A gown, a robe, a cassock [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  6 habit long, robe de chambre [1.3#14]
Ohatra  7  Razazavavy, dia nampihaingoin' ny akanjolava fanao an-trano vita tamin' ny landy voatenona tsy misy fangarony. [2.529#]
Voambolana  8  Toe-karena: zaitra

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12