|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/3) | 1 akanjon-goaika |
| Singan-teny | 2 akanjo, 3 goaika |
| Sokajin-teny | 4 kambanteny |
| Fanazavàna teny malagasy |
5 ny fehitenda fotsin' ny goaika
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
6 The white feathers on the neck and breast of crows
[1.2] |
| Fanazavàna teny frantsay |
7 le collier blanc des corbeaux
[1.3] 8 costume ou collier des corbeaux [2.415] |
| Voambolana | 9 Haibiby: (amin' ny ankapobeny) |
| Tovy hevitra | 10 lamban-goaika |
| Ohabolana | 11 Ohabolana misy io teny io |
| Teny iditra (2/3) | 12 akanjon-goaika |
| Singan-teny | 13 akanjo |
| Sokajin-teny | 14 kambanteny |
| Fanazavàna teny frantsay |
15 habit, toilette invariable
[1.3] |
| Voambolana | 16 Toe-karena: zaitra |
| Teny iditra (3/3) | 17 akanjon-goaika |
| Singan-teny | 18 akanjo |
| Sokajin-teny | 19 kambanteny |
| Fanazavàna teny malagasy |
20 haren-tsaina amam-pahaizana ifandovana...
21 enti-milaza zavatra nentim-paharazana [1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
22 dignité, biens, aptitudes de famille qui passent de père en fils
23 droit évident qui saute aux yeux comme le collier des corbeaux [1.3] 24 se disait de ce qui saute aux yeux et de ce qui est invariable [2.415] |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02 |
|