Entry (Teny iditra) akany
Part of speech (Sokajin-teny)   noun (anarana)
Malagasy definition (Famaritana malagasy)   Tranom-borona [Rajemisa 1985]
English translation (Dikanteny anglisy)   The nest or roosting place of wild birds. [Richardson 1885]
   A nest [Hallanger 1973]
French translation (Dikanteny frantsay)   Nid [Hallanger 1974]
Vocabulary (Voambolana)  
Morphology (Ny bikany)  
akany
akaniko
akaninao
akaniny
akanintsika
akaninay
akaninareo
akanin'
akanin-
akanim-
Illustrations (Sary)  

Entry (Teny iditra) akany
Part of speech (Sokajin-teny)   noun (anarana)
Malagasy definition (Famaritana malagasy)   Trano na tanàna nahaterahana na n [...] [full text in Rajemisa 1985]
English translation (Dikanteny anglisy)   A youth center. [Hallanger 1973]
French translation (Dikanteny frantsay)   Foyer (pour les jeunes). [Hallanger 1974]
Web (Habaka)   Akany Avoko  http://www.akanyavoko.com

Entry (Teny iditra) akañy
Part of speech (Sokajin-teny)   adverb (tambinteny) [list (firaketana)]
Malagasy definition (Famaritana malagasy)   Any aminy, manambara toerana misy ny zavatra anontaniana ka tsy eo fa any amin'ilay toerana nialan'ilay mpanontany [Betsimisaraka] [Rakotosaona 1972]
   Any [Sihanaka] [Rakotosaona 1972]

Entry (Teny iditra) akany
Part of speech (Sokajin-teny)   noun (anarana)
Malagasy definition (Famaritana malagasy)   Ady, fifandirana [Bara] [Rakotosaona 1972]
   [ akañy ] Fifandirana [Antesaka] [Rakotosaona 1972]
   Fifandirana [Tanosy] [Rakotosaona 1972]
French translation (Dikanteny frantsay)   [ akañy ] Argumentation, discussion [Antesaka] [Deschamps 1936]
Derivatives (Sampanteny)  
Synonyms (Teny mitovy hevitra)  

Updated on 2011/05/10
A form to send us your comments