|
|
|
|

Teny iditra1  akareny
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 renikely [Taisaka, Tanala] [1.78]
Ohatra  4  Aja manao fitiavan-akareny : ao ny varinao anaka f'aza vohana ny trañoko [1.78]
Voambolana  5  Fifandraisana: fianakaviana
Tsipelina hafa  6 ankareny

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12