| 
 | 
| | | |  | 
  | 
| Teny iditra (1/2) | 1 akaro | 
| Sokajin-teny | 2 anarana | 
| Fanazavàna teny malagasy | 
3 karazana hazandrano [Betsimisaraka]
 [1.78] | 
| Fanazavàna teny anglisy | 
4 a kind of fish. [1.2] | 
| Fanazavàna teny frantsay | 
5 nom d'une espèce de poisson. [Tankarana]
 [1.19] | 
| Voambolana | 6 Haibiby: trondro | 
| Teny iditra (2/2) | 7 akaro | 
| Fototeny | 8akatra | 
| Sokajin-teny | 9 filaza mandidin' ny matoantenin' ny iharana akarina [Fitanisana] | 
| Ohatra | 
10 akaro any ambony rihana itý fitoeram-boky itý
[1.1] 
 | 
| Ohabolana | 11 Ohabolana misy io teny io | 
| Fivaditsoratra | 12 akaro, 13 akora, 14 karao, 15 koara, 16 oraka, 17 raoka, 18 roaka | 
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02 | 
 |