|
|
|
|

Entry1  akasika
Part of speech  2  passive verb
Root  3  kasika
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
7  Imperative :
Explanations in Malagasy  8  [1.1] Entina mikasika, manendry: Ny loharantsany fotsiny nonakasiny an' ilay marary dia sitrana ilay io
Atao mikasika: Akasiho eo ange ny tananao raha tsy mangorintsina
Examples  9  [2.4#] hay izany toaka izany raha akasika vava sisan-tsakay, tsy fanome na rafilahy aza!

Anagrams  10  akasika, akisaka

Updated on 2025/07/29