Entry | 1 akatona |
Part of speech | 2 passive verb |
Root | 3 katona |
Morphology |
|
Explanations in Malagasy |
8 [1.1] Arindrina: Akatony ny varavarana fa misy rivotra |
Explanations in English |
9 [1.7] to be closed, as a door |
Explanations in French |
10 [1.8] qu'on ferme, (comme une porte) |
Examples |
11 [2.4#] Misy hidiny ny vatatsangana, fa ny varavarana, very fanalahidy, hono, ka dia akatona fotsiny. |
Illustrations |
|
Anagrams | 13 akantao, akatona, akotana, antaoka, atakona, atanako, atokana, atonĂ ka, atonaka, naatoka |
Updated on 2025/08/10 |
![]() |