|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 akepakepaka |
| Fototeny | 2 kepakepaka |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny iharana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Atao mikepakepaka, na miala amin' ny toerany ka kely foana sisa mitana azy: Akepakepaky ny rivotra itỳ varavarankely niala tamin' ny savily itỳ
5 Atao mikemokemo, mihetsiketsika milentika na mihemotra: Akepakepaky ny fitsakoany ny molotr' io antidahy banga io [1.1] |
| Haiendriteny |
|
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|