|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 aketrona |
| Fototeny | 2 ketrona |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny iharana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Asiana ketrona, asiana miforitra na mivalona: Naketrony ny moron-tongotr' akanjon-dRamatoainy ka lasa fohy ny akanjony
5 Atao toy ny mihorongorona na mivalombalona ny hoditra: Naketrony ny handriny raha nahare izany izy [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
6 to be wrinkled up; to be gathered in pleats (of fabrics)
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
7 qu'on plisse (se dit des tissus) qu'on ride
[1.8] |
| Haiendriteny |
|
| Fivaditsoratra | aketrona, 12 kaontera, 13 takerano |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|