|
|
|
|

Teny iditra1  akida
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 fofotr'akondro [Taisaka] [1.78]
4 akondro: Mifady akida ka miteko falafa (mifady akondro nefa manao sotrobe ny raviny) [Tanala] [1.78]
Voambolana  5  Haizavamaniry: voankazo

Fivaditsoratra  6 adika, 7 akady, akida, 8 daika, daikà, 9 diaka

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/26