|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 akifakifaka |
| Fototeny | 2 kifakifaka |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny iharana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Ailika, tsipahina, akipaka, dakana: Aza akifakifaka tahaka izao ny lamba firako fana
5 Roahina, asaina mihataka, akipakipaka: Nakifakifany aho ka naleoho nihataka am-boninahitra [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
6 to be shaken off; to be rejected
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
7 à jeter, à repousser par côté: akifakifak’ io zaza kely io ny firakofana (ce petit enfant rejette toujours la couverture)
8 figuré: à renvoyer: nakifakifany aho ka nandeha (il m’a chassé et je me suis retiré) [1.3#328] 9 qu'on repousse en secouant; qu'on rejette brutalement, brusquement [1.8] |
| Haiendriteny |
|
| Ohabolana | 14 Ohabolana misy io teny io |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02 |
|