|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 akio |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 antsantsa
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
4 the shark. See antsantsa
[Provincial]
[1.2] |
| Fanazavàna teny frantsay |
5 requin
[Betsimisaraka]
[1.78] |
| Voambolana | 6 Haibiby: trondro |
| Tovy hevitra | 7 antsantsa |
| Teny iditra (2/2) | 8 akiô |
| Sokajin-teny | 9 tambinteny [Fitanisana] |
| Fanazavàna teny malagasy |
10 ao, eo
[Tambahoaka]
[1.78] |
| Fivaditsoratra | akiô, akio, 11 Iako, 12 Kiao, 13 koay |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/26 |
|