|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 akipakipaka |
| Fototeny | 2 kipakipaka |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny iharana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Ailika hiala, akifikifika amin-katezerana, roahina tsy asiana vidiny: Nakipakipaky ny tompontrano ry Rakoto mianakavy fa tsy nahaloa hofan-trano, hono
[1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
5 Qu’on chasse, qu’on repousse
[1.3#332] |
| Haiendriteny |
|
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|