|
|
|
|

Entry1  akiraviravy
Part of speech  2  passive verb
Root  3  kiraviravy
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
7  Imperative :
Explanations in Malagasy  8  [1.1] Atao mikiraviravy, atao mikirazorazo: Aza akiraviravy any ivelan' ny lavarangana ny tongotrao
Explanations in French  9  [1.3#335] à suspendre
Examples  10  [2.436#22] Ny volon’ ny renin-jaza dia randranina maro madinika eo amin’ ny isan-tokony avy, ary tovanana volo hafa, izay nahodidina imbetsaka tamin’ ny tapa-kazo madinika ka akiraviravy eo ambony maso sy eo an-dany sofina roa, izany no atao hoe «salotra», taovolo tsy fanao raha tsy amin’ ny hasoavan-jaza

Updated on 2025/07/29