|
|
|
|

Teny iditra1  akisoka
Fototeny  2 kisoka
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Ohatra  4  Misy ihany ny tsy azo akisoka. [2.472]
5  nefa tsy azo nakisoka tamin' ny fitiavany ilay mpiandry ondry fofombadiny. [1.38]
6  Takatro fa hevi-petsy sisa no ho azoko ampiasaina fa tsy ho laitra hakisoka amin' izany heviny izany izy dimy mianaka. [2.471]
Haiendriteny 
7  Ny ankehitriny :
8  Ny lasa :
9  Ny hoavy :
Kamban-teny rehetra  10 tsy azo akisoka

Fivaditsoratra  akisoka, 11 kosiaka

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09