|
|
|
|

Teny iditra1  akizaka
Fototeny  2 kizaka
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4 Entina manome tsiny, anomezan-tsiny arahin-devilevy na trerona: Zavatra kely iny dia hitany nakizaka ahy [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  5 Dont on se sert pour railler quelqu'un [1.3#342]
Haiendriteny 
6  Ny ankehitriny :
7  Ny lasa :
8  Ny hoavy :
9  Filaza mandidy :

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12