|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 akobona |
| Fototeny | 2 kobona |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny iharana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Entina handrakofana, hanafenana: Taratasy no nakobony ilay mangahazo nomeko azy
[1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
5 Avec quoi on couvre, on cache:
6 Inty ny mosara hakobonao ny voaloboka (Voici un mouchoir pour couvrir les raisins) [1.3#345] |
| Haiendriteny |
|
| Ohabolana | 11 Ohabolana misy io teny io |
| Fivaditsoratra | 12 abonoka, 13 akobano, akobona |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17 |
|