|
|
|
|

Teny iditra1  akofoka
Fototeny  2 kofoka
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4 Hofokofohina, ahetsiketsika: Akofohy ny anana fa matetika misy bibin' anana
5 Akopaka: Akofohy ny lamba fandiavana isa-maraina
6 Kapohina: Nakofo-drainy ilay zazalahy fa naditra [1.1]
Haiendriteny 
7  Ny ankehitriny :
8  Ny lasa :
9  Ny hoavy :
10  Filaza mandidy :
Ohabolana  11  Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02