Entry akohovavy
Elementary words akoho ; vavy
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Ny vavy amin' ny akoho. [1.1]
Explanations in English A hen [1.7]
Explanations in French Poule [1.8]
  [Sakalava-Mayotte] [ akôho vavy ] Poule [1.405]
Examples 
1Dia nasiany akohovavy iray teo afovoany. [2.298]
2Hoy kosa ny akoholahy tamin' ny akohovavy : "Raha tsy hianao, dia lany ritran' ny lava-hoho ny zanako" [2.69]
3Jereo ny biby, hoy indray izy, fa ny akoholahy no tsara volo noho ny akohovavy : ny vorondahy miraratra amin' ny lokony mahavariana, ary ny lambolahy dia voaravaky ny vombony mahafinaritra. [2.5]
Vocabulary 
Compound words 
Illustrations 

Anagrams 

Updated on 2023/08/11