|
|
|
|

Teny iditra1  akorobobo
Fototeny  2 korobobo
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4 Asaina atao haingana, asaina atao maika: Nakorobobon' ny tompony itỳ akanjo zairiko itỳ fa maika hoentiny amin' ny Paka, hono [1.1]
Haiendriteny 
5  Ny ankehitriny :
6  Ny lasa :
7  Ny hoavy :
8  Filaza mandidy :

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12