|
|
|
|

Teny iditra1  akorododo
Fototeny  2 korododo
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4 Atao izay handehanany haingana, roahina haingana: Akorododoy ireo akoho ireo fa homana ny vary mihahy [1.1]
Haiendriteny 
5  Ny ankehitriny :
6  Ny lasa :
7  Ny hoavy :
8  Filaza mandidy :

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17