|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 akositra |
| Fototeny | 2 kositra |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny iharana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Entina manakositra na maka afo, amin' ny fampihodinana hazo kely eo ambonin' ny hazo iray hafa
[1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
5 (le bois) qu'on tourne afin de produire du feu
[1.3] |
| Haiendriteny |
|
| Tsipelina hafa | 10 afositra |
| Fivaditsoratra | akositra, 11 arotsika, 12 asokitra, 13 atsikora, 14 sakoitra, 15 sakorita, 16 satrikoa, 17 tsakoria, 18 tsoriaka |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|