|
|
|
|

Teny iditra1  akotana
Fototeny  2 kotana
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4 Asaina mikotana, akorontana; ampikomina [1.1]
Haiendriteny 
5  Ny ankehitriny :
6  Ny lasa :
7  Ny hoavy :
8  Filaza mandidy :

Fivaditsoratra  9 akantao, 10 akatona, akotana, 11 antaoka, 12 atakona, 13 atokana, 14 atonàka, atonaka

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/27