|
|
|
|

Teny iditra 1  akotry
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 Voam-bary tsy voatoto; ny vary tsy afa-kodiny: Be akotry izany vary izany [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  4 rice in the husk, paddy rice. [1.2]
5 paddy or unhulled rice [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  6 riz en cosse, paddy [1.8]
7 Grain de riz, Oryza sativa L. (Poaceae), encore enveloppé de ses glumes ; "paddy". Voir vary [1.196]
Ohatra  8  Nitondra vary akotry avy any aminy avy ny olona. [2.472#202]
Voambolana  9  Haizavamaniry
Fikambanana  10  Fitenena, anaran-tany, sns miisa 6 misy io teny io
Anarana ara-tsiansa 
Ohabolana  12  Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  akotry, 13 ikotra, 14 itroka, 15 karoty, 16 kitrao, 17 Korita, 18 kotria, 19 okitra, 20 otrika, 21 rotika, 22 tiorka, 23 trioka

Nohavaozina tamin' ny 2026/03/07