|
|
|
|

Teny iditra1  akotsaba
Fototeny  2 kotsaba
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4 Entina mampamoaka feo ny rano itsapahan' ny tongotra [1.1]
Haiendriteny 
5  Ny ankehitriny :
6  Ny lasa :
7  Ny hoavy :
8  Filaza mandidy :

Fivaditsoratra  akotsaba, 9 tsaboaka, 10 tsakaboa

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12