|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 akoty |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 karazan-damba naiditry ny Arabo. Nanaovana ny anaran-damba atao hoe akotifahana
[1.10] 4 Jereo akotifahana [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
5 the name of a kind of cloth imported by the Arabs. [Ar. al-ketten, or al-qotn.]
[1.2] |
| Fanazavàna teny frantsay |
6 coutil, tissus en soie du pays avec dessins
[1.3] |
| Voambolana | 7 Toe-karena: zaitra |
| Tovy hevitra | 8 akotifahana |
| Kamban-teny rehetra | 9 Fikambanana 2 amin' io teny io |
| Fivaditsoratra | akoty, 10 atoky, 11 kitoa, 12 otaky, 13 otika, 14 taiko, 15 takio, 16 taoky, 17 toaky |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09 |
|