|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/4) | 1 aky |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny anglisy |
3 the large intestines. (Prov.)
[1.2] |
| Voambolana | 4 Haiaina |
| Teny iditra (2/4) | 5 akỳ |
| Sokajin-teny | 6 kianteny [Fitanisana] |
| Fanazavàna teny malagasy |
7 Teny kely fiangotiana fampiasan' ny ankizivavy rehefa miresaka: Ho aiza akỳ ianareo raha amin' ny alahady hariva?
[1.1] |
| Teny iditra (3/4) | 8 aky |
| Sokajin-teny | 9 tenim-piontanana [Fitanisana] |
| Fanazavàna teny malagasy |
10 Endrey! Hanky! Odrey!
[Bara]
[1.78] |
| Teny iditra (4/4) | 11 aky |
| Sokajin-teny | 12 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
13 Vifotsy: Tafo kaky
[Bara]
[1.78] |
| Tovy hevitra | 14 kaky |
| Fivaditsoratra | aky, akỳ, 15 ika, 16 kay, 17 kia |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/27 |
|