|
|
|
|

Entry1  ala fotaka
Part of speech  2  locution
Elementary words  3  ala, fotaka
Explanations in Malagasy  4  [1.1] sakafo na fifaliana atao rehefa vita ny ketsa na aorian' ny raharaha manahirana iray

Anagrams  5  ala fotaka, tafaolaka

Updated on 2025/01/21