| 
 | 
| | | |  | 
  | 
| Teny iditra | 1 alahatra | 
| Fototeny | 2lahatra | 
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny iharana | 
| Fanazavàna teny malagasy | 
4 Atao milahatra apetraka manaraka tsipika mahitsy: Alaharo tsara ireo mpianatra ireo Atao mirindra tsara: Tsy nisy nivaona ny teny nalahany [1.1]  | 
| Fanazavàna teny anglisy | 
5 to be arranged; to be delivered (of a speech); to be set (of type). [1.7] | 
| Fanazavàna teny frantsay | 
6 à arranger, à mettre en ordre, qu'on range, qu'on aligne, qu'on dispose, qu'on compose, qu'on prononce: Tsy misykiany ny teny nalahany (Le discours qu'il a prononcé est sans défaut) [1.3] 7 qu'on arrange, qu'on prononce (se dit d'un discours); qu'on compose (imprimerie). [1.8]  | 
| Ohatra | 
8 Raha alahatra ny tantara dia toy izao no fitohiny:
[1.38] 
 9 alahatra manodidina ny karangana ka lazaina fa omby ilay valala maitso voatango, ary toandro kely no mimamà mampitrena azy. [2.470] 10 ataony eo ambonin'ny latabatra madio ny mofo alahatra; [2.996]  | 
| Haiendriteny | 
  | 
| Kamban-teny rehetra | 15Fikambanana 6 amin' io teny io | 
| Ohabolana | 16 Ohabolana misy io teny io | 
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02 | 
 |