|
|
|
|

Teny iditra1  alain-dro
Singan-teny  2 alaina, 3 ro
Sokajin-teny  4  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  5 enti-milaza ny hena tsy ritina na endasina fa andrahoina mba hisy rony [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6 Beef or fowls that are to be used for making gravy. [1.2]
Voambolana  7  Toe-karena: hanina
Ohabolana  8  Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  alain-dro, 9 alandroy, 10 alindroa, 11 andalory, 12 lodirana

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02