|
|
|
|

Teny iditra1  ala kely
Singan-teny  2 ala, 3 kely
Sokajin-teny  4  kambanteny
Fanazavàna teny anglisy  5 A little forest, a wood, a grove. [1.2]
Ohatra  6  Andobatapenaka dia efa voavoly bazo sy akondro ka nanjary alakely, nisy Jay fotsy teo anatiny. [1.437#]
7  Androany Talata hariva, dia noboriajna avokoa ny volon-drizareo, ary rehefa maizimaizina, dia longa teo amin' ny alakely akaikin' ny fitodiana ry zareo, fahiditra an-tsambo. [2.649#]

Fivaditsoratra  ala kely, 8 alelika

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12