|
|
|
|

Entry1  alam-piery
Part of speech  2  locution
Elementary words  3  ala, fiery
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Kilalaon' ankizy ifampitadiavana: misy iray mitady ny namany, izay samy nikaroka fiafenana nahafa-po azy avy, ary dia izay hita voalohany amin' ireo no mitady ny hafa indray; raha misy tsy hitan' ilay mitady, dia tsy miseho io raha tsy efa nilaza hoe "afa-po" ilay nitady
Vocabulary  5  Game
Synonyms  6  fanalam-piery, fangalampiery

Updated on 2025/07/29