|
|
|
|

Teny iditra1  alamaka
Fototeny  2 lamaka
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4 Ampandrina midaboka amin' ny tany: Nalamaky ny rivotra ny vary
5 Ampitovina tantana, alamina: Alamaho tsara ny tanin-ketsa hamafazam-bary [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6 to be levelled, to be made even, to be laid down flat, as growing things thrown down, or a person lying down [1.2]
Haiendriteny 
7  Ny ankehitriny :
8  Ny lasa :
9  Ny hoavy :
10  Filaza mandidy :
Ohabolana  11  Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02