|
|
|
|

Teny iditra1  ala mikitroka
Singan-teny  2 ala, 3 mikitroka
Sokajin-teny  4  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  5 ala matevina ahitana karazan-kazo maro [1.13]
Fanazavàna teny anglisy  6 a jungle [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  7 jungle [1.8]
8 forêt épaisse [1.13]
Voambolana  9  Haizavamaniry: amin' ny ankapobeny 10  Haitoetany: (amin' ny ankapobeny)
Tovy hevitra  11 ala mikirindro

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12