|
|
|
|

Teny iditra1  alam-piery
Singan-teny  2 ala, 3 fiery
Sokajin-teny  4  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  5 Kilalaon' ankizy ifampitadiavana: misy iray mitady ny namany, izay samy nikaroka fiafenana nahafa-po azy avy, ary dia izay hita voalohany amin' ireo no mitady ny hafa indray; raha misy tsy hitan' ilay mitady, dia tsy miseho io raha tsy efa nilaza hoe "afa-po" ilay nitady [1.1]
Voambolana  6  Kilalao
Tovy hevitra  7 fanalam-piery, fangalampiery

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12