|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 alana |
| Fototeny | 2 ala |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny iharana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Esorina, ongotana, ombotana: Nalana ny nifiny fa efa simba
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
5 to have something taken from so as to be reduced in number or quantity; removed, taken off or out, as a lamba, a tooth, etc. This form is similar to the relative of miala.
[1.2] 6 to be removed [1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
7 qu'on enlève, qu'on arrache
8 qu'on ôte [1.8] |
| Haiendriteny |
|
| Kamban-teny rehetra | 13 sifotra alan-doha |
| Ohabolana | 14 Ohabolana misy io teny io |
| Teny iditra (2/2) | 15 alana |
| Sokajin-teny | 16 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
17 fasika
[Betsimisaraka]
[1.78] |
| Fanazavàna teny anglisy |
18 sand
[Provincial]
[1.2] |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17 |
|