|
|
|
|

Entry1  alanana
Part of speech  2  noun
All compound words 
Explanations in Malagasy  5  [1.78] [Taimoro, Betsimisaraka] [alañana] fasika
6  [1.78] [Betsimisaraka] voan-javatra anaovana sikidy
7  [1.1] Anarana karazan-tsikidy misy andalana efatra, izay mitondra laharana efatra tsirairay avy indray
Fasika fanaovana karazan-tsikidy iray izay atao indrindra hoe sikidy alanana
8  [1.13] [alañana] ilazana ny fasika na jia mando
Explanations in English  9  [1.2] a word applied to the sand or fine gravel used in working the sikidy.
Explanations in French  10  [1.3] Nom de Sikidy arrangé sur quatre lignes et quatre rangs; nom des graines employées pour tirer le Sikidy
11  [1.19] [Tankarana] sable. (fàsina, jìa). § fàsika.
12  [1.13] [alañana] sables humides
Quotes  13  Texts mentioning alanana

Anagrams  14  alanana, analana, ananala

Updated on 2025/08/10