|
|
|
|

Teny iditra1  alavorary
Fototeny  2 lavorary
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4 Atao tonga lavorary, tsy misy tsininy, tomombana: Alavorario ny toetranao [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5 to be carried out, to be well done [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  6 qu'on accomplit, qu'on exécute bien [1.8]
Haiendriteny 
7  Ny ankehitriny :
8  Ny lasa :
9  Ny hoavy :
10  Filaza mandidy :

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12