|
|
|
|

Teny iditra1  alefona
Fototeny  2 lefona
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4 Ilazana ny zavatra entina manatrobaka, entina mandefona: Itỳ vy maranidoha itỳ alefona ny lambo [1.1]
Haiendriteny 
5  Ny ankehitriny :
6  Ny lasa :
7  Ny hoavy :
8  Filaza mandidy :

Fivaditsoratra  alefona, 9 anôfela, 10 fañeloa, 11 Fanoela

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12