|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 alelalela |
| Fototeny | 2 lelalela |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny iharana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Arehitra midedadeda: Aza alelalela toy izao ny afo
5 Asaina na avela mikiakiaka: Aza alelalela ireo ankizy ireo fa mankarenin-tsofina [1.1] |
| Haiendriteny |
|
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|